Entry |
manakivy
(kivy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana [1.1]
|
Explanations in English | To discourage [1.7]
|
Explanations in French | Décourager [1.3, 1.8]
|
| Déconcerter, dégoûter [1.3]
|
Examples | Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona.
[1.369]
|
Morphology |
Present : |
manakivy |
Past : |
nanakivy |
Future : |
hanakivy |
Imperative : |
manakivia |
|
|