|
|
|
|

Entry1  manakivy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana
Explanations in English  4  [1.7] to discourage
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] décourager
6  [1.3] déconcerter, dégoûter
Examples  7  [1.369#] Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona.
Root  8  kivy
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  ikavinam, manakivy, mikavina, mivanika, mivanikà, mivanìka, nivaikam, nivakiam

Updated on 2025/04/19