Entry | manala baraka | |
Elementary words | manala ; baràka | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Manala ny voninahitr' olona [1.1] | |
Explanations in English | To disgrace, to dishonour, to put to shame. [1.2] | |
To put to shame, to dishonor [1.7] | ||
Explanations in French | Déshonorer, diffamer, insulter [1.3] | |
Déshonorer [1.8] | ||
Examples | Ndeha hidodododo hankany amin' ilay mpampianatra izy hoteneniny, hono, fa manalabaraka azy loatra.
[2.499] | |
Anagrams | analam-baraka, manala baraka |
Updated on 2023/07/30 |