Entry (1/6) | 1 manala |
Root | 2 ala |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manesotra: Nanala ny palitaony izy fa nafana loatra ny andro Manatsoaka, manongotra, manombotra: Iza no nanala ilay fantsika teto amin' ny rindrina? / Manafaka: Iza dry no nanala azy tao an-davaka tao, hoy ianao Maka: Lasa nanala fanadinana any Antananarivo izy Manao fanalana, manesotra isa amin' ny isa hafa iray lehibebe kokoa: Tsy mbola mahay manala akory ity zaza ity |
Explanations in English |
5 [1.2] to take away, to remove from, to subtract, to withdraw from. 6 [1.7] to remove |
Explanations in French |
7 [1.3] enlever, ôter, arracher, délivrer: Manala fantsika (Arracher un clou) ~ Tsy hanala anao an-tranomaizina aho (Je ne te délivrerai pas de prison) 8 [1.8] enlever, ôter; soustraire; 9 [1.13] enlever, ôter |
Examples |
10 Mazoto tokoa izy manala ny ahi-dratsy. [2.442#] 11 Ny madinika ihany no afaka manala ny tenany. [2.285#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 63 Proverbs containing the word manala |
Entry (2/6) | 64 manalà |
Root | 65 ala |
Part of speech | 66 imperative of active verb manala [Full list] |
Explanations in Malagasy |
67 [1.1] |
Explanations in French |
68 [1.3] |
Entry (3/6) | 69 manala |
Root | 70 ala |
Part of speech | 71 noun |
Explanations in English |
72 [1.7] subtraction |
Explanations in French |
73 [1.8] la soustraction |
Vocabulary |
74 Mathematics: arithmetic |
Entry (4/6) | 75 manala |
Root | 76 hala |
Part of speech | 77 active verb |
Explanations in English |
78 [1.2] [Provincial]
to abhor |
Morphology |
|
Entry (5/6) | 82 manala |
Root | 83 nala |
Part of speech | 84 active verb |
Explanations in English |
85 [1.2] [Provincial]
to be addicted to vice; to be deformed, to be monstrous |
Entry (6/6) | 86 manala |
Part of speech | 87 noun |
Explanations in French |
88 [1.196] [Betsileo]
(de mana, préfixe causatif, et lo, mis pour loa : vomissement, donc « qui fait vomir »). Dialypetalum compactum Zahlbr.(Campanulaceae). Grande plante sous-frutescente, toxique. La décoction concentrée est utilisée en lotions capillaires pour tuer les poux. Présence d'alcaloïdes vérifiée. |
Vocabulary |
89 Botany |
Other spellings | 90 manalo |
Scientific name |
|
Anagrams | 92 |
Updated on 2025/01/21 |