|
|
|
|

Entry1  tay manala sasatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ny olona kamo ka manararaotra ny fandehanana mivalana any an-tranokely mba hakana aina, olona mijanona ela loatra ao an-tranokely rehefa mivalana
Elementary words  4  tay, manala, sasatra

Updated on 2024/12/07