Entry | manala tsiny | |
Elementary words | manala ; tsiny | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Manao izay hahamaivana ny fahadisoan' ny olona iray; manafaka izay mety ho hadisoana [1.1] | |
Explanations in English | To justify another, to clear one of guilt or censure. [1.2] | |
Explanations in French | Excuser, justifier: Nanala tsiny ny sakaizako aho (J'ai justifié mon ami) [1.3] | |
Anagrams | manala tsiny, manatsilany |
Updated on 2023/07/30 |