Entry (1/2) | 1 manamaizina |
Root | 2 maizina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina |
Explanations in English |
5 [1.2] to darken, to make dark 6 [1.7] to make dark |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.107, 1.8] obscurcir 8 [1.3, 1.8] plonger dans l'obscurité |
Examples |
9 ny alahelonao noho ny fisarahanao amiko, izay manaloka ka manamaizina izao marainan'ny fiainanao izao, dia mbola ho lasa [2.324] 10 manamaizina ny trano ny aloky ny hazo (l'ombre des arbres rend la maison obscure) [1.3] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 manamaizìna |
Root | 16 maizina |
Part of speech | 17 imperative of active verb manamaizina [Full list] |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |