Entry | 1 manambatra |
Root | 2 tambatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manakambana, mampiray: Iza no nanambatra ireto mpianatra rehetra ireto tato anatin' ny efitra iray 5 Manatontaly: Mbola tsy mahay manambatra itỳ zaza itỳ 6 Mampitohy: Nanambatra hazo [1.1] |
Explanations in French |
7 mettre ensemble, unir, joindre, additionner [1.3] 8 faire la somme, additionner [1.13] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 manatambatra |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word manambatra |
Updated on 2023/01/20 |