Entry |
manambara
(ambara)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe Milaza: Iza no nanambara izany taminao? Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any [1.1]
|
Explanations in English | To reveal, to disclose [1.2, 1.7]
|
| To tell, to announce [1.2]
|
Explanations in French | Révéler; annoncer [1.3, 1.8]
|
| Dire, manifester [1.3]
|
Examples |
1 | Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra.
[2.245]
|
2 | Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany.
[2.445]
|
|
Morphology |
Present : |
manambara |
Past : |
nanambara |
Future : |
hanambara |
Imperative : |
manambarà |
|
Proverbs |
|
Entry |
manambarà
(ambara)
|
Part of speech | imperative of active verb manambara
|
|
Entry |
manambara
(tambatra)
|
Part of speech | imperative of active verb manambatra
|
Synonyms | |
|