|
|
|
|

Entry (1/2)1  manambara
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe
Milaza: Iza no nanambara izany taminao?
Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to reveal, to disclose
5  [1.2] to tell, to announce
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] révéler; annoncer
7  [1.3] dire, manifester
Examples  8  [2.245#] Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra.
9  [2.445#] Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany.
Root  10  ambara
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word manambara

Entry (2/2)16  manambara
Part of speech  17  imperative of active verb manambatra [Full list]
Root  18  tambatra
Synonyms  19  manatambara

Anagrams  20  anambaram, manabaram, manambara

Updated on 2025/04/19