|
|
|
|

Entry1  manamboninahitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ireo mpitondra na ny miaramila manana galona ambony
Miaramila ambony galona na laharana
Explanations in English  4  [1.2] An officer in the army, a person of rank.
5  [1.7] an officer of the palace or of the armed forces
Explanations in French  6  [1.3] qui a un grade, officier; par extension, tous ceux qui sont en dignité
7  [1.8] officier du palais ou de l'armée
8  [1.196] « ceux qui possèdent les honneurs », les officiers de l'armée de Radama 1er et par extension tous les dignitaires du royaume
Examples  9  [2.293] Ary ny manamboninahitra sasany dia naneso sy nihomehy ka nanao hoe:
10  [2.324] Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra
11  [2.471] Hoy ilay manamboninahitra namako.
12  [2.472] Nanjombona endrika daholo ny Vazaha rehetra, toy izany koa ny manamboninahitra malagasy.
Elementary words  13  manana, voninahitra
Proverbs  14  Proverbs containing the word manamboninahitra

Updated on 2024/12/25