|
|
|
|

Entry (1/2)1  manameloka
Root  2  meloka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao izay hampiforitra mamokoka [1.1]
Explanations in French  5  rendre courbe, sinueux [1.3#233]
Proverbs  6  Proverbs containing the word manameloka

Entry (2/2)7  manameloka
Root  8  meloka
Part of speech  9  active verb
Explanations in Malagasy  10  Manasazy araka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara [1.1]
Explanations in English  11  to condemn [1.7]
Explanations in French  12  condamner [1.3#233, 1.107, 1.8]
Examples  13  Tsy azo atao ny manameloka na mankato ambony ihany. [2.296#]
14  ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324#]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :

Updated on 2023/02/23