|
|
|
|

Entry (1/2)1  manameloka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao izay hampiforitra mamokoka
Explanations in French  4  [1.3#233] rendre courbe, sinueux
Root  5  meloka
Proverbs  6  Proverbs containing the word manameloka

Entry (2/2)7  manameloka
Part of speech  8  active verb
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Manasazy araka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara
Explanations in English  10  [1.7] to condemn
Explanations in French  11  [1.3#233, 1.107, 1.8] condamner
Examples  12  [2.296#] Tsy azo atao ny manameloka na mankato ambony ihany.
13  [2.324#] ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony.
Root  14  meloka
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :

Updated on 2024/12/07