|
|
|
|

Entry (1/2)1  manampontsampona
Root  2  sampontsampona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manakana, manao izay tsy hahatanteraka: Esory daholo izay manampontsampona ny fahatongavanao amin' ny fivoriana [1.1]
Explanations in English  5  to hinder, to prevent [1.7]
Explanations in French  6  empêcher [1.8]
Examples  7  manampontsampona ahy ianao! [2.270#]
8  Fa raha mba aty amin' ny lafin-kavan-dRamatoa kosa no mba misy raharaha mihetsika, lazaina fa mahavery rariny, tsy misy hanaovan-javatra, «sikidy mila voatsiary ka mampandihy ny marary», «manampontsampona tahaka ny fatiri' antitra", lanjam-bola; [2.346#18]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word manampontsampona

Entry (2/2)14  manampontsampòna
Root  15  sampontsampona
Part of speech  16  imperative of active verb manampontsampona [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]

Anagrams  19  anampontsamponam, manampontsampona, manampontsampòna

Updated on 2023/01/20