|
|
|
|

Entry1  manandevo
Root  2  andevo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitondra ohatra ny andevo
Explanations in English  5  [1.2] to enslave, to reduce to slavery, to make a slave of any one.
6  [1.7] to practice slavery, to make a slave of
Explanations in French  7  [1.8] pratiquer l'esclavage, réduire en esclavage
8  [3.1] asservir
Examples  9  Mbola ny Papa koa no nitso-drano azy amin' ny fahazoana manandevo ny olona tsy mety ho kristiana. [2.366#]
10  Ho azy ireo, ny rafitra, ny hevitra izay manandevo, tsy manafaka fotoana maharitra na oviana na oviana. [1.369#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21