Entry | 1 manandevo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitondra ohatra ny andevo |
Explanations in English |
4 [1.2] to enslave, to reduce to slavery, to make a slave of any one. 5 [1.7] to practice slavery, to make a slave of |
Explanations in French |
6 [1.8] pratiquer l'esclavage, réduire en esclavage 7 [3.1] asservir |
Examples |
8 [2.366#] Mbola ny Papa koa no nitso-drano azy amin' ny fahazoana manandevo ny olona tsy mety ho kristiana. 9 [1.369#] Ho azy ireo, ny rafitra, ny hevitra izay manandevo, tsy manafaka fotoana maharitra na oviana na oviana. |
Root | 10 andevo |
Morphology |
|
Anagrams | 15 andevonam, manandevo, mandevona, mandevòna |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |