Entry 1/2 |
manandrina
(handrina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana Manohitra [1.1]
|
Explanations in English | To be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle. [1.2]
|
Explanations in French | Regarder en face, avec colère, résister, tenir tête [1.3]
|
Examples | Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina
[2.366]
|
Morphology |
Present : |
manandrina |
Past : |
nanandrina |
Future : |
hanandrina |
Imperative : |
manandrìna |
|
|
Entry 2/2 |
manandrìna
(handrina)
|
Part of speech | imperative of active verb manandrina
|
|