Entry (1/2) | 1 manangasanga |
Root | 2 sangasanga |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miseho kely, mihoatrany zavatra hafa izay fohy noho izy, ka tazana na dia lavitra ara: Iny nisy lohan' olona nanangasanga terý ambony tamboho 5 Miseho lany ka ny tendrony na ny "sangany" fotsiny no hita fa ny vatany tsy tazana: An' iza irý trano manangasanga irý [1.1] |
Explanations in English |
6 to loom up, to appear at a distance [1.7] |
Explanations in French |
7 apparaître en partie dans le lointain, comme une tête par-dessus une muraille, comme le sommet d'une montagne éloignée: Aza manangasanga foana eo am-baravarana (Ne montrez pas seulement votre tête à la porte) ~ An' iza io trano manangasanga io? (A qui appartient cette maison dont on aperçoit le sommet?) [1.3] 8 se montrer vaguement au loin [1.8] |
Examples |
9 afa-tsy ny lohan'Ibity manangasanga ao andrefana sy Ivoto-vorona [2.324] 10 Rehefa jerena eo amin' ny sary, indreny manangasanga, indro manjavozavo; [2.285#] 11 Vodilanitra mazava no tsinjony manangasanga terý amin' ny marainan1 ny fiainany. [2.499#] 12 Nampiady hevitra ireny, nitady izay fomba fihetsika hampiasaina eo anoloan' ny korontana manangasanga eo amin' ny faritany. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 17 manangasangà |
Root | 18 sangasanga |
Part of speech | 19 imperative of active verb manangasanga [Full list] |
Anagrams | 20 anangasangam, manangasangà, manangasanga |
Updated on 2023/01/20 |