Entry |
manangolangola
(angolangola (angola))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1]
|
Explanations in English | To make to be wayward or indulged. (Prov.) [1.2]
|
Morphology |
Present : |
manangolangola |
Past : |
nanangolangola |
Future : |
hanangolangola |
Imperative : |
manangolangolĂ |
|
|
Entry |
manangolangolĂ
(angolangola (angola))
|
Part of speech | imperative of active verb manangolangola
|
|