Entry (1/3) | 1 manangona |
Root | 2 angona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly 5 Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny 6 Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [1.1] |
Explanations in English |
7 to collect, to assemble, to gather things or persons together. [1.2] |
Explanations in French |
8 rassembler, accumuler [1.13] |
Examples |
9 Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word manangona |
Entry (2/3) | 15 manangòna |
Root | 16 angona |
Part of speech | 17 imperative of active verb manangona |
Tables and plates |
18 All the active imperatives |
Entry (3/3) | 19 manangona |
Part of speech | 20 noun |
Vocabulary |
21 Botany |
Explanations in French |
22 (de manana : prendre, avoir, et gona : les coups). Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae). Bois sans grand intérêt. Voir aussi sakoanala. [Tankarana]
[1.196] |
Scientific name |
|
Anagrams | 24 manangano, manangona, manangòna, manongana, manongàna, manangano, manangona, manangòna, manongana, manongàna |
Updated on 2023/01/20 |