|
|
|
|

Entry1  manankarena
Elementary words  2  manana, harena
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana [1.1]
Explanations in English  5  (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. [1.2]
6  (manan-karèna) to be rich [1.7]
Explanations in French  7  (manan-karèna) être riche [1.8]
Examples  8  Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao. [2.366#]
9  Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanàna! [2.499#]
Synonyms  10  komohina, mpanalina, mpanarivo, mpanefohefo, mpanjato, ngetroka, tremalahy
Analogs  11  mpanjato, mpanarivo, mpanalina, komohina, tremalahy, mpanefohefo, ngetroka, mpanontany ny ory
Proverbs  12  Proverbs containing the word manankarena

Updated on 2023/05/16