Entry | 1 manankarena |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana |
Explanations in English |
4 [1.2] (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. 5 [1.7] (manan-karèna) to be rich |
Explanations in French |
6 [1.8] (manan-karèna) être riche |
Examples |
7 [2.366#] Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao. 8 [2.499#] Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanĂ na! |
Elementary words | 9 manana, harena |
Synonyms | 10 komohina, mpanalina, mpanarivo, mpanefohefo, mpanjato, ngetroka, tremalahy |
Analogs | 11 mpanjato, mpanarivo, mpanalina, komohina, tremalahy, mpanefohefo, ngetroka, mpanontany ny ory |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word manankarena |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |