Entry 1/2 |
manantena
(antena (tena))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy [1.1]
|
Explanations in English | To hope for, to expect. [1.2]
|
| To hope, to expect [1.7]
|
Explanations in French | Espérer, s'attendre à [1.8]
|
Examples |
1 | Koa manantena aho fa tsara tokoa.
[2.366]
|
2 | Manantena ny tsy ho faty angaha ianareo!
[2.606]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
manantena |
Past : |
nanantena |
Future : |
hanantena |
Imperative : |
manantenà |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
manantenà
(antena (tena))
|
Part of speech | imperative of active verb manantena
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|