Entry 1/2 |
manantona
(hantona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampikirazorazo, mampikiraviravy: Manantona fanaovan-jiro [1.1]
|
Explanations in English | To hang, to suspend [1.7]
|
Explanations in French | Suspendre, accrocher [1.8]
|
Examples |
1 | Manantona an-drainy Saonina ary miantsampitsampy amin' ny sandriny toy ny fanaony.
[2.470]
|
2 | Dia manantona eo avokoa izy rehetra manodidina ny fatana ka miaraka mihinana ity hanimay ity.
[1.353]
|
|
Morphology |
Present : |
manantona |
Past : |
nanantona |
Future : |
hanantona |
Imperative : |
manantòna |
|
|
Entry 2/2 |
manantòna
(hantona)
|
Part of speech | imperative of active verb manantona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|