|
|
|
|

Entry1  manao haingo ambony tsikoko
Elementary words  2  manao, haingo ambony tsikoko
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo miraratra ivelany nefa voretra sy maloto any anatiny ka tonga tsy misy hasiny ny tenany sy ny hasoan' ny fitafiana anaovany

Updated on 2024/12/07