Entry | 1 manao jadona |
Elementary words | 2 manao, jadona |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 manao teny tsy valiana; manao didy boraingona, manao teniko fe lehibe: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [1.1] |
Explanations in French |
5 exercer le despotisme [1.3#289] |
Updated on 2023/02/19 |