|
|
|
|

Entry1  manao rano antsangana
Elementary words  2  manao, rano tsangana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza fomba filomano izay ahitana ilay olona milomano mitsangana nefa tsy difotra na dia lalina aza ny rano [1.1]
Explanations in English  5  to swim upright; to tread water. [1.2]

Updated on 2023/11/20