|
|
|
|

Entry1  manao rarangy
Elementary words  2  manao, rarangy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonyms  5  mamely rarangy, mikatroka rarangy

Updated on 2023/07/17