|
|
|
|

Entry1  manao teny tsy tsaroana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mandefa teny tsy voahevitra noho ny hatezerana
Elementary words  4  manao, teny tsy tsaroana

Updated on 2024/12/07