Entry |
manarangarana
(harangarana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mijery olona, nefa tsy te ho hita hoe mijery, ka amin' ny hirika na loaka kely ao ambadika no mitily: Tsy fanao ny manarangarana amin' ny hidim-baravarana [1.1]
|
Explanations in English | To peep at through a hole, or a small opening. [1.2]
|
| To peep through a hole; to spy on [1.7]
|
Explanations in French | Jeter un coup d'oeil [1.8]
|
Examples |
1 | tsy ny volombodintrano manarangarana fa ny io aty rindrina manoloana?
[1.296]
|
2 | Injeny efa maimbo rainkona ny faladiany, nefa ireo fokonolona samy tsy hita maso fa ireo maso an-jatony no indreny manarangarana anaty horompotsy.
[2.895]
|
|
Morphology |
Present : |
manarangarana |
Past : |
nanarangarana |
Future : |
hanarangarana |
Imperative : |
manarangaràna |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
manarangaràna
(harangarana)
|
Part of speech | imperative of active verb manarangarana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|