|
|
|
|

Entry1  manararaotra (hararaotra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana
4  Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy
5  Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony. [1.1]
Explanations in English  6  to aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another. [1.2]
7  to take advantage of [1.7]
Explanations in French  8  profiter de l'occasion [1.8]
Examples  9  Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  mively ny vy dieny mafana, manao kendry tohina, manao tsatoka, mandray vava latsaka
Compound words 

Updated on 2023/10/17