Entry |
hararaotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra [1.1]
|
Explanations in English | Ulceration [1.2]
|
Explanations in French | Panaris [1.54]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
hararaotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony [1.1]
|
Explanations in English | Aggravation, following up, taking the opportunity of adding. [1.2]
|
|