Entry | 1 manaratra |
Root | 2 haratra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 miharatra volombava [Bezanozano]
[1.78] 5 Mikiky ny volondoha, ny volombava, ny volo amin' ny tena amin' ny hareza [1.1] |
Explanations in English |
6 to shave. [1.2] 7 to shave the beard or the head [1.7] |
Explanations in French |
8 se raser la figure ou la tête [1.8] |
Examples |
9 Aza manety ny sisim-bolon-dohanareo, ary aza manaratra ny vaokanao. [2.996#] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 amatraran, manaratra, manatrara, namatrara |
Updated on 2023/01/20 |