|
|
|
|

Entry1  manary dia
Elementary words  2  manary, dia
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  manao izay tsy hifantohan' ny saina aman' eritreritra amin' ny zavatra iray; manao izay tsy hieritreretana zavatra iray manahirana na manorisory ny saina [1.1]
Explanations in English  5  to diverge from, to divert attention from. See ary dia [1.2]
6  to distract someone's attention [1.7]
Explanations in French  7  distraire, détourner l'attention [1.8]
Analogs  8  manaridia

Anagrams  9  amadirany, mañaridia, manaridia, manary dia

Updated on 2023/04/16