Entry |
manasatra
(sasatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy [1.1]
|
Explanations in French | Fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) [1.3]
|
| Fatiguer, importuner. [1.5]
|
Examples | aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy.
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
manasatra |
Past : |
nanasatra |
Future : |
hanasatra |
Imperative : |
manasara |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|