Entry | 1 manasatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy |
Explanations in French |
4 [1.3] fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) 5 [1.5] fatiguer, importuner. |
Examples |
6 [2.996] aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. |
Root | 7 sasatra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word manasatra |
Anagrams | 14 anatsaram, mañaratsa, manasatra, manatsarà, manatsara |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |