Entry | 1 manasazy |
Root | 2 sazy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manome sazy (na vola izany na zavatra mampangirifiry ny vatana, na fitanana am-ponja) [1.1] |
Explanations in English |
5 to impose a fine on, to punish [1.7] |
Explanations in French |
6 punir d'une amende, punir [1.8] |
Examples |
7 na inona na inona no fanahy nataonareo, Ranavalomanjaka tsy manasazy anareo, tsy manangona ny fanana-nareo, fa izay harenareo rehetra ento mody any amin' ny taninareo. [2.366#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |