Entry (1/3) | 1 sazy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Sahaza, tandrify, tiana: Sazinao ve ity satroka ity hovidiko ho anao? |
Entry (2/3) | 4 sazy |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Fampangirifiriana ny vatana, atao amin' ny olona iray nanao hadisoana mba hamaizana azy; famaizana; vola ampandoavin' ny fitsarana olona iray voaheloka |
Explanations in English |
7 [1.7] a fine, punishment |
Explanations in French |
8 [1.196, 1.8] amende, punition 9 [1.13] sanction, punition, peine |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 21 sazy |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in French |
23 [1.196] Nom d'un arbre de 10 à 12 m à tronc souvent sinueux. Bois tendre, léger, blanc. [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
24 Botany |
Anagrams | 25 |
Updated on 2025/01/21 |