Entry (1/2) | 1 sazina |
Root | 2 sazy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Omena famaizana: Nosazin' ny mpampianatra ny mpianatra rehetra tsy nanao ny entimody Helohina handoa sazy vola: Nosazin' ny fitsarana ariary iray alina ilay olona nisando-tsonia |
Explanations in English |
5 [1.7] to be fined, to be punished |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] qu'on punit 7 [1.3] qu'on met à l'amende, qu'on condamne à: Nosazina ariary folo izy (Il a été condamné à payer une amende de dix piastres) ~ Nosazin' ny mpitsara ho ao an-tranomaizina enim-bolana izy (Il a été condamné par les juges à six mois de prison) ~ Nosazin' ny mpampianatra io zazalahy io (Ce garçon a été puni par le maître d'école) 8 [1.8] à qui on inflige une amende |
Morphology |
|
Other spellings | 13 sazena |
Entry (2/2) | 14 sazina |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Sahaza, antoniny, mifanentana: Sazina anao tsara io raharaha io ka mahareta eo |
Explanations in French |
17 [1.3] convenable, enrapport avec, dont on est content, dont on est capable |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |