Entry (1/2) | 1 manatatra |
Root | 2 tatatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao tatatra 5 Maka vola be amin' olona, mikapa, mijijy [1.1] 6 manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13] |
Explanations in English |
7 to dig water-channels in [1.7] |
Explanations in French |
8 creuser des canaux ou rigoles [1.8] 9 drainer [1.13] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 mitatatra |
Entry (2/2) | 15 mañatatra |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 (hozatra) mitsotsotra am-pandriana [Bezanozano]
[1.78] |
Anagrams | 18 manatatra, mañatatra |
Updated on 2022/09/05 |