Entry | 1 mitatatra |
Root | 2 tatatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra 5 Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe [1.1] 6 manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13] |
Explanations in English |
7 to cut water-channels; to be ditched with water-channels [1.7] |
Explanations in French |
8 creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles [1.8] 9 drainer [1.13] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 manatatra |
Toponyms |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mitatatra |
Updated on 2020/07/31 |