Entry 1/2 |
manatrika
(atrika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay [1.1]
|
Explanations in English | To face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses. [1.2]
|
| To face, to meet face to face [1.7]
|
Explanations in French | Faire face; assister à [1.8]
|
Examples |
1 | Avia manatrika, avia manoioana.
[2.245]
|
2 | Manatrika an' Ilaidama ve ianareo?
[2.528]
|
3 | Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena.
[2.472]
|
4 | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
manatrika |
Past : |
nanatrika |
Future : |
hanatrika |
Imperative : |
manatreha |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
mañatrika
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Mitahy, manampy [1.78]
|
|