|
|
|
|

Entry (1/2)1  manatrika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny
Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy
Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay
Explanations in English  4  [1.2] to face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses.
5  [1.7] to face, to meet face to face
Explanations in French  6  [1.8] faire face; assister à
Examples  7  [2.245#] Avia manatrika, avia manoioana.
8  [2.528#] manatrika an' Ilaidama ve ianareo?
9  [2.472] Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena.
10  [2.470] Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
Root  11  atrika
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word manatrika

Entry (2/2)22  mañatrika
Part of speech  23  active verb
Explanations in Malagasy  24  [1.78] [Sihanaka] mitahy, manampy

Anagrams  25  anakitram, manakatry, mañakatry, manakitra, manakitrà, manatrika, mañatrika, mikatrana, natakarim

Updated on 2025/04/19