Entry | 1 manatroka |
Root | 2 satroka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra fito rantsana voaravaka vatosoa samihafa anao izy (ny ray aman-dreny) dia ianao no toy izao (Ramboaniaina) |
Morphology |
|
Synonyms | 9 manasatroka |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/28 |