Entry | 1 satroka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Isam-pitafiana mandrakotra ny loha, vita amin' ny bonetra na bosoa na amin' ny karazan-javamaniry toy ny mololo, ny penjy... ary na amin' ny lamba koa aza. Arakaraka ny zavatra anaovana azy na ny bikany, ireto avy ny karazan-tsatroka lehibebe hita teto: satroka ahibano, satroka ba, satroka bonetra, satro-bory, satroka harona, satroka jaomalanga, satroka jobo, satroka kasikety, satroka panama, satroka penjy, satroka tavimandry, satroka valalamihoatra, satroka fito rantsana [1.1] |
Explanations in English |
4 a hat [1.7] |
Explanations in French |
5 chapeau [1.8] |
Examples |
6 Vao renay ny fiarakodia avy dia niampirina an-tsisin-dalana izahay rehetra ary efa nivonona hanala satroka daholo. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word satroka |
Illustrations |
|
Anagrams | 19 arotsak, asatrok, asokatr, koartsa, kosatra, rotsaka, satroka, sokatra, trosaka, tsoraka |
Updated on 2023/08/11 |