Entry | 1 misatroka |
Root | 2 satroka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao satroka [1.1] |
Explanations in English |
5 to wear a hat or other headgear [1.7] |
Explanations in French |
6 porter chapeau [1.8] |
Examples |
7 Indro nisy lehilahy avo vaventy efa zokiolona, zarazara hoditra, misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, ary mikiraro mainty, arahin'ny mpanompo vitsivitsy. [2.324] 8 Ary izay meloka amin' izao dia tsy mitafy lamba fotsy ary tsy misatroka, ary hasiana marika ny handriny. [2.48] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word misatroka |
Anagrams | 14 akamositr, kamositra, mirotsaka, misatroka, misokatra, mitsoraka |
Updated on 2023/01/20 |