|
|
|
|

Entry1  manavandra
Root  2  havandra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Misy havandra latsaka: Manavandra ny andro
Explanations in English  5  [1.2] haily.
Explanations in French  6  [1.3] grĂȘler
Examples  7  Akory ity no treotreok'orana ka tsy misy rano hanetsana akory ity no fitia be jaika tsy mitampody fa modimandry lamba be tsy nakopaka tsy navily sisina akory ity no andro fahavaratra ka tsy mandrivotra tsy manavandra akory ity no andro ririnina [2.131#]
Vocabulary  8  Meteorology
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Proverbs  12  Proverbs containing the word manavandra

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21