|
|
|
|

Entry (1/2)1  manazava
Root  2  zava
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manome hazavana: Manazava ny masoandro
Manisy hazavana, mitsilo: Manazava ny efitrano ny jiro
Mivaofy, mamelabelatra: Rakoto no nanazava ilay tononkalo manao hoe: "Vazon' ny lavitra"
Mahatonga ho madio, mahitsy, matsilo: Sotroy ity fa hanazava ny feonao ~ Ny fivavahana no manazava ny sain' ny olona
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to brighten, to illuminate
6  [1.2] to enlighten
7  [1.7] to make clear, to explain
Explanations in French  8  [1.3#869, 1.8] éclairer
9  [1.3#869] illuminer, bien expliquer, rendre distinct
10  [1.8] éclaircir, expliquer
Examples  11  manazava lesona ny mpampianatra. [2.117#]
12  izay anton' io, tsy misy mahay manazava akory. [2.245#]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Synonyms  17  mahazava
Proverbs  18  Proverbs containing the word manazava

Entry (2/2)19  manazavà
Root  20  zava
Part of speech  21  imperative of active verb manazava [Full list]
Explanations in French  22  [1.3#870]

Anagrams  23 

Updated on 2025/01/21