Entry | 1 mandaitra |
Root | 2 laitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miraikitra, mipetaka tsara: Tsy mandaitra amin' ny haro io loko io 5 Misy vokany tsara, mahomby, mahasitrana: Tsy mandaitra velively ilay fanafody natoronao [1.1] |
Explanations in English |
6 to adhere, to stick to [1.2] 7 to penetrate; to stick to; to be effective [1.7] |
Explanations in French |
8 pénétrer ou adhérer; être efficace [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mandaitra |
Anagrams | 14 mandaitra, namaditra |
Updated on 2023/01/20 |