|
|
|
|

Entry1  laitra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra
Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela
Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra
Explanations in English  4  [1.2] can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc.
5  [1.7] can be done; penetrated
Explanations in French  6  [1.8] qui peut se faire; pénétré
Morphology 
7  Simple :
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Analogs  13  lefitra, zaka, aritra, tanty, toha
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word laitra

Updated on 2025/01/21